Fandresena (mavo)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FandresanaRaha izaho no misafidy dia naleoko ihany resy.
Dia tsy hifandrombahana intsony ny anarana hoe mpandresy.
Tsy hampisy koa ny adiady izay natao hifamonoana.
Fa ataoko ampy ahy ny kiboko tsy noana.
Fa raha variana miady isika, moa ahoana ny ho avy ?
Tsy ho potika sy ritra, tsy hisy intsony mpianakavy.
Mbola hitohy ....
Mavo
--------
Lien: