Commentaire à propos de « AHOANA...? »
Revenir à « AHOANA...? »
Azrael666 (
24/08/2026 07:10)
Mankasitraka. Fampitodihana amin'Andriamanitra daholo tokoa angamba na ny fitsapana, na ny sedra, mba hahatonga antsika hangetaheta an'Andriamanitra? Fa tsara e! Misaotra anao.
MAZ RAMANA (
25/08/2026 13:41)
Misaotra anao @Azrael : ) , mety ho izany tokoa angamba...
