RY PENIKO (Fom'setra setra )
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hono ho'aho ry penikoNahoana re ianao no mazoto mikorisa
Hanoratra ny teniko
Vao mihetsika ny tsiahy te hamisavisa
Irony lalana nizorako
Efa lasa tsy hiverina
No nandratra indray ny foko
Nohingain'ireo tamberina
Soratana ry peniko
Nefa niriko mba hilevina
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy