Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Ho anao ry malahelo
Hiverina amin'ny Ho anao ry malahelo
bichette (
14/03/2005 18:46)
misaotra Anicet a ! fijoroana vavolombelona be izany ataonao izany
bichette (
14/03/2005 18:47)
élà tokoa angà advantista?
jentilisa (
06/09/2005 15:10)
Dia ahoana moa izany ilay olombelona satria izy tsy mba olombelona? Ilay antsoina hoe Jesoa io?
Miarantsoa (
13/09/2005 08:04)
Andeha ary hovaliako hoe : raha mbola mitady fitia amin'olona ianareo dia mahantra indrindra
