Mpanazary Vaovao (Mpanajary Vaovao)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny tononkalo izay ataoko,Dia ho anao ry Gasikara.
Hitantarako ireo tsy teliko,
Na ny ratsy na ny tsara.
Ny fitiavana sy ny tontolony,
Ho vetsoko anao ry Gasikara.
Na mamy na mangidy,
Ho reketiko ho tantara.
Fiainana tsara sy ratsy,
Ho tonga fitiavana ray.
Firaisakiana no hery ny gasy,
Manjam-patonga ny mandrakizay.
Izao fifaliako izao,
Ilay Mpanazary vaovao.
Io no anarana salovako,
Io no ambarako aminao
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy
Fans:
thonny1