veloma (mymye)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
veloma ry aikory tiko tsy foiko
veloma satria
noratrainao ty foko
tsy nohekenao teny
tsy nohenoinao taraina
fa nampahorianao
nataonao nangaina
eny, ekeko tsy sarako ianao
efa nivoadiako fa tsy hankalao
kanefa ve diso aho raha toa ka handao
rehefa mijaly aho isan'andro zao!
--------
Lien:
Catégorie :
Hambom-po