Hevitra momba ny Ton Depart

Hiverina amin'ny Ton Depart
endrika01 ( 29/07/2009 15:48)
io fifandaozana io anie,ka mafy e.
endrika01 ( 29/07/2009 15:50)
io fifandaozana io anie,ka mafy e.
Mysento ( 01/08/2009 03:50)
mafy,sa ?mandratra.
endrika01 ( 02/08/2009 07:43)
mety daholo angamba!
Mysento ( 02/08/2009 11:57)
ka raha ,izany ary;inona ? no atao.
tm ( 11/08/2009 11:08)
sady mafy no mandratra le fandaozana. tsis azo atao fa ça ne tient qu'à toi, soit tu laisses le temps te guérir, soit tu te laisses tuer à l'intérieur par le chagrin. fa tsara lou le poème e :-)
mangamaso ( 11/08/2009 14:17)
Kay mbola misy my prosterner aux pieds d'un mec ?
Tsara ilay tononkalo, nefa dia mitalaho loatra :-).
Mysento ( 11/08/2009 17:20)
Refa tiny, ny vadiny. vitany,zany.
mangamaso ( 11/08/2009 17:36)
Hay va re !
Mysento ( 12/08/2009 17:30)
tena,misy io kah.
katrynah ( 18/12/2019 17:40)
Sad mafy io fisarahana io no mandratra e je l ai deja vecu mais le temps m a guerit
katrynah ( 18/12/2019 17:41)
Sad mafy io fisarahana io no mandratra e je l ai deja vecu mais le temps m a guerit
katrynah ( 18/12/2019 17:41)
Sad mafy io fisarahana io no mandratra e je l ai deja vecu mais le temps m a guerit
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092