tsy mety fay (nirojo tis-riky)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
aoka ho fantatraof'amin'izao fotoana izao
ny foko manirery
ka manembona ny lasa.
'lay fitiavana efa very
no indro karohiko eto indray
fa tsy mbola mety fay.
manantena hatrany
ilay hafanana iray
ho ao am-poko ao...
hay ianao ihany
no tiako hatram'izao.
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana