Commentaire à propos de Teny mamy
Revenir à Teny mamy
Oully (
28/02/2004 00:52)
Anisan'ny tena mampakafy io tonon-kira io aho ! Misaotra an'i Ny Eja.
Mimakely (
29/02/2004 13:43)
Misaotra indrindra an'i Ny Eja satria vao naheno ilay tonokalo sy tononkira izahay sy ilay lasa vadiko ankehitriny dia babo avy hatrany satria ny soritry ny fiainanay rehetra no ambarany.
ny ouverture t@ mariage moa dia ilay hira, sendra avy any atsimo izahay ka nony nanakaiky an'Arivo no naheno tao anaty radio ilay reportage ,
Ankehitriny vao malahelo ny vadiko aho satria mianatra any ivelany izy dia io hira io no henoiko

nyeja (
08/05/2004 07:26)
misaotra betsaka an'i mimakely sy oully manokana ny tenako ary misaotra koa anareo rehetra mankasitraka ny sanganasako,
mikasa ny hamoaka boky ireo sanganasako rehetra aho, izay mirakitra teny mamy maro .
Ny Eja.
mikasa ny hamoaka boky ireo sanganasako rehetra aho, izay mirakitra teny mamy maro .
Ny Eja.
hendry (
08/05/2004 11:32)
Tsara! maniry anao ho lasa lavidavitra kokoa hatrany eo @ sehatry ny kanto(tononkalo). Mankasitraka e!
nyeja (
09/05/2004 11:45)
mankasitraka hatrany ary misaotra an'i hendry ,mirary soa anareo rehetra hankafy ny kanto tena malagasy .
nani (
15/05/2004 18:58)
mankasitraka tanteraka ,fa tena nambabo ny fonay tokoa ilay tonon-kira
iharantsoa (
24/05/2004 08:17)
tsara be ny eja a ouverture ny mariazy nandehanako io ary mba iriko raha atao koa amin'ny mariaziko rahatrizay satria tena misy ainga-panahy be ilay tononkalo .tiako be e fa zao e i Ny Eja moa lehilahy sa vehivavy e dia mba iza adiresinao ato amin'ny serasera ??.
nyeja (
24/05/2004 09:08)
*Misaotra iharantsoa a, ny adiresiko eto dia: nyeja , vehivavy ny tenako afaka mifanoratra isika ,dia tsy ho ela ny tranokala momba ahy, holazaiko eto ihany amin'ny manaraka misaotra an'i iharantsoa.
NyKanto (
27/05/2004 12:12)
Ny eja,`
Tsy tafahaona intsony...ela izany, nefa mino aho fa salama tsara ianao...ary miainga hatrany ny fanahy mba hizaranao aminay ny fahitanao ny tontolo misy antsika.Misaotra nankahery dia mirary soa hatrany.
Ny namanao Ny Kanto

thaniat2003 (
02/06/2004 16:46)
misaotra akia ry bb a, mankasitraka anao ny namanao, tohizo fa tsara e! tena manotrona foana sy mampahery an'jy akia!thaniat2003!!!!
aladin (
06/10/2004 18:51)
'za kou mbô hiteny!! hihihi
m'lay be le tononkalo e! mainka izy natao hira tena ...waw!
m'lay be le tononkalo e! mainka izy natao hira tena ...waw!
chipie1 (
12/11/2004 18:56)
mankafy le " teny mamy" nyeja! misaotra !!