Commentaire à propos de VONJEO i GASIKARA

Revenir à VONJEO i GASIKARA
herimar ( 17/07/2020 23:24)
VONJEO i GASIKARA

Ry Ray ao Ambony,
Fa nahoana loatra
Itony loza itony
no maro tafahoatra?

Ambarao anay
Ireo tondradrano
Sy tany may:
Miangavy farano.

Ny olonao tety
Bibibiby toetra;
Maro very dia,
Maro manjoretra.

Ry Ray ao Ambony,
Inoako fa tsy tara;
Ny vavako tsy mitony:
Vonjeo i Gasikara.

NY HERIMAR
16/07/2020
Maroc
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.019