ALEO MANGINA (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
22. Septambra

? « Tsara ny mahita ny andaniny mangina, raha ny ankilany kosa maniry anao ny ho tezitra sy romotra. Dia toy izay ny hafaliana, aleo valiana tsiky ny olona maniry anao ny handrotsa-dranomaso na hitomany midradradradra, hono, noho ireo loza sy ankaso. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(23.04.16) 

(« Comme c’est beau de rester silencieux face à celui qui veut votre colère. Et comme c’est beau de sourire face à celui qui veut vous voir pleurer. »)
--------
Lien:
7 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124