ANDRAMO NY MISINTAKA KELY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
10. Oktobra?️?⛱️ « Hianarako ny manalavitra ireo rehetra mandrahona ahy tsy hifoka sy higoka izany fitoniana izany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(22.05.16)
(« J’ai appris à m’éloigner des gens qui menacent ma paix intérieure. »)
--------
Lien:
Catégorie :
Teny atsipy ho an'ny manam-panahy. - Hotsakotsakoina
