ATOLORY NY TSARA REHETRA ANATINAO (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
01 May?♥️? “Tsy misy na iza na iza afaka mamaritra ny hoavy.
Ny hany azo atao dia atolory avokoa ny tsara rehetra anatinao. Efao avokoa izay tsara rehetra vitanao. Tsy hisy hanenenanao raha izany no fahazaranao.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(05. 11. 15)
(“Nobody can predict the future. You just have to give your all to the relationship you’re in and do your best to take care of your partner, communicate and give them every last drop of love you have. I think in a relationship is caring for your significant other through good times and bad.” Nick CANNON)
--------
Lien:
