ATREHO AM-PITONIANA NY OLANA  (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
29. Jona

?‍♂️?? « Mahajamba anao ny hasosorana sy ny teny misafoaka ary ny hatezerana tsy am-piheverana.
Takona aminao ny tokony hatao, ka aleo ihany am-pitoniana no iatrehana ny ady sy ny olana rehetra heverina ho mafy. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(12 .12. 14)

(« La colère aveugle, le calme ouvre les yeux. »  Hervé DESBOIS)
--------
Lien:
45 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164