AZA MANAHY NY HOAVY (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
6. Aogositra

« Ekeo tsy misy fanenenana ny lasa ratsinao fahiny.
Kendreo mba hisy fanarenana ny fiainanao ankehitriny. Ny hoavinao rehetra, banjino tsy misy fanahiana sy atreho tsy misy tahotra ary isikino fahasahiana. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03 .08. 15) 

(“Accepte le passé sans regret, gère le présent avec confiance, regarde le futur sans crainte.”)
--------
Lien:
38 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118