EFA VONONA HITIA VE IANAO? (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
04. Jona« Aza tairina na fohazina akory ny fitiavana ao anaty raha tsy efa sitrapony.
Tsy hoe rehefa mahatsiaro ho irery ianao, fa rehefa ianao mahay mitia sy manaiky hotiavina ; ianao ilay efa voaomana hampandroso ny ankohonana. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28 .03. 14)
(«Fall in love when you’re ready, not when you’re lonely. »)
--------
Rohy:
