EKEO NY FANDAHARANY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
01 Jona?? “Ny programan’ANDRIAMANITRA, matetika, dia tsara foana, kanefa mety ho tena sarotra sy mafy indraindray.
Fa izao no ataovy an-tsaina, na mangina aza Izy dia manampoiza ianao zavatra goavana sy mahaliana, izay omaniny ho anao. Rehefa tonga izay dia sady hisento ianao no hiteny hoe tanteraka ilay vinavina.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(27. 11. 15)
(“GOD’s plan is always the best. Sometimes the process is painful and hard. But don’t forget that when GOD is silent, HE’s doing something for you.”)
--------
Lien:
