FADIO NY MIFANINANA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
14. Jona « Tsy mandry fahalemana fa variana mifaninana ny ankamaroan’ny olona, fa misy kosa sambatra satria mahay mitoetra ho tony, miaina am-pilaminana sy faly aoka izany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(27 .09. 14)
(« Gardons l’esprit libre, c’est l’unique quiétude, la vraie, la seule vraie. » Claude JASMIN)
--------
Lien:
