FEHEZO NY AO ANATINAO  (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
15. Jona

« Ianao ihany no aoka hifehy ny ady anatinao ary ampangino ny izaho. Hahazo hery ianao, ho sambatra aoka izany. Ny vokatry ny fitoniana dia ho anao irery ihany. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28 .09. 14)

(« Battez-vous contre vous-même, vous acquerrez la tranquillité de l’âme. »   Proverbe Oriental)
--------
Lien:
18 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014