FEHEZO NY ASASAINA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
05. Jolay???♂️“Ny fiasan-tsaina tafahoatra dia mamono ny hasambarana. Ataovy miabo ny fijery fa aza dia variana miady sy mitolona ny hanova ireo minia tsy mety hiova!”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(06.02.16)
(Over thinking kills happiness. Keep your mind positive and don’t churn over things you cannot change.”)
--------
Lien:
