HENOY ALOHA!  (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
24. May

Vava ? VS Sofina?
« Matoa ny vava anankiray dia vitsy ny tokony hambarany. Fa ny sofina kosa no roa dia natao hihaino tsara, ka atongilano ho amin’ny soa ny fihainoanao rehetra mba hijinjanao voka-tsoa. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(15 .06. 14)

(« Qui parle sème, qui écoute récolte. »   Sagesse Persane)
--------
Lien:
21 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112