IRIO NY HO TONGA OLONKENDRY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
26. May??? « Raha mahita olonkendry dia irio ny ho toa azy. Indraindray anefa mifanena sy tojo amin'ny tsy manam-pahendrena, koa aza mitsara azy aloha ianao fa mandiniha tena. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(20 .06. 14)
(« Quand vous voyez un homme sage, pensez à l’égaler en vertu. Quand vous voyez un homme dépourvu de sagesse, examinez-vous-vous même. » Confucius)
--------
Lien:
