LESONA IHANY IRENY FA TSY SAZY VELIVELY (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
20. Aogositra

? “Tsy hoe raha ratsy avokoa ny lasako taloha dia izay no hamaritra ny hoaviko. Lesona ihany ireny fa tsy sazy velively. Avy amin ‘ireny no hisintonako vatsin-dalana vaovao hiatreko indray ny fiainako ao aoriana ao.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(26-10-15)

(«Ne laisse jamais ton passé définir ta vie. Le passé est juste une leçon, est non une punition. »)
--------
Lien:
10 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117