MANEFY NY FAHORIANA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
8. Jona« Ny fahoriana dia manefy sy manitsy. Ka izay mahatsapa azy ho mitaiza dia hanam-pahendrena, hitombo vola sy harena. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(20 .08. 14)
(« En temps de crise, les gens deviennent sages. » Proverbe Chinois)
--------
Lien:
