MANEKE AZY AMIN'NY ALEHANAO REHETRA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
18. Jona??? “Andriamanitra no itokio, izay omeny dia ifalio, aza asiana fepetra fa amin’ny fonao rehetra.
Ekeo izay itondrany anao sy izay tondroiny halehanao, dia halaminy ny dia raha toa ianao mankato.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(11. 02. 09)
(“Trust in the LORD with all thine heart; And lean not unto thine own understanding. In all thy ways acknowledge Him, and He shall direct thy paths.” Proverbs 3:5, 6)
--------
Lien:
Commentaires
Azrael666
(
18/06/2026 18:37)
Mankasitraka Ny Vetso
