MIFANTOHA AMIN’NY TANJONA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
23. Septambra??️♀️ « Tianao ve ny hiaina fiainan-tsambatra?
Afantohy amin’ny marika iray ny masonao fa tsy olona na zavatra no hanilihanao hatrany izay mety ho fahalavoana na tsy fahombiazanao. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29.04.16)
(« Si vous voulez une vie heureuse ; attachez-la à un objectif. Pas à des gens, ni à des choses. » Albert Einstein)
--------
Lien:
