MITONIA, MITONIA! (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
6. Jolay« Na hitabataba sy hikiakiaka ary hilelalela aza ianao miresaka aminy, dia tsy henony izany. Aleo mahita anao miteny mora sady tony, avy hatrany dia voarainy, voababo koa ny fony. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(20 .12. 14)
(“Même si vous criez avec force, je vous entends mieux lorsque vous parlez calmement.” Hervé DESBOIS)
--------
Lien:
