NY HAVAN-TIANA TSY MAHALAVI-TANY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
26. Septambra? « Tsy ny tsy misaraka mihitsy no atao hoe finamanana, fa na misy elanelan-tany mampisaraka aza dia tsy hampiova velively ny fo efa nitambatra. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(07.05.16)
(« La véritable amitié, ce n’est pas d’être inséparable, c’est d’être séparé et que rien ne change. »)
--------
Lien:
