NY NAMANA TSARA (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
27. Aogositra

?? « Ny namana tsara dia toy ny kintana eny an-danitra.
Matetika izy no manjavona fa mipoitra ihany indraindray, kanefa azo antoka fa ao ihany izy. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29.01.16)

(Les bons amis sont comme les étoiles. Tu ne les vois pas toujours mais tu sais qu’ils sont toujours là.)
--------
Lien:
12 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123