OLONA KANOSA IANAO SA OLONA MAHERY? (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
03. Jona“Raha valifaty no fomba fiady kendrenao handresena fahavalo dia mbola kanosa ianao. Mahery kosa ianao raha famelana heloka no bala itifiranao ny fahavalonao.
Ny fahendrena dia ny mihevitra ny ratsy ho toy ny tsy misy akory, tsy mampijaly tena mitahiry izany na niarahana nahita aza fa nampijaly sy nampahory.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29. 11. 15)
(“Weak people take revenge. Strong people forgive. Intelligent people ignore.”)
(“Les personnes faibles se vengent, les personnes fortes pardonnent et les personnes intelligentes ignorant.”)
--------
Lien:
