RAHA MINO IANAO (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
3. Novambra

“Raha mivavaka ianao, tsy misalasala mihaino anao ny ao ambony ao. Rehefa mihaino ianao dia mibitsibitsika sy manoro hevitra anao amin’ny tokony hataonao Izy. Raha mino izany ianao dia Izy no hiady ho anao.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(13/07/16)

(“When you pray, God listens! When you listen, God talks! When you believe, God works.”)
--------
Lien:
19 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119