RY MALAGASY O, ANDAO HIFANKATIA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
26. Jona?????????
“’Ndeha hifankatia, andao hampiana koa ny hafa.
Hiaraka hiakatra isika raha samy mifanompo. Mahita anao mitia ny hafa dia indro izy haka tahaka. Tsy izaho sy ianao irery ihany no hahazo tombontsoa, fa ny olona rehetra dia ho ambony sy ho loha.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(10. 11. 15)
(“Love one another and help others to rise to the higher levels, simply by pouring out love. Love is infectious and the greatest healing energy.” Sai BABA)
--------
Lien:
