SAHIA MAMARANA AMIN’NY TEBOKA (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
12.  Oktobra

?? « Mafy indraindray ny mamarana amin’ny teboka ny ampaham-piainana iray, kanefa dia tsy maintsy. Raha toa tsy izay dia ho mafy lavitra aminao ny hanorina indray izay ho fiainanao vaovao. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(06.06.16)

(« Il est triste de mettre un point final à certain chapitre de la vie. Mais si vous ne le faites pas, il vous sera impossible de rédiger de nouvelles histoires. »)
--------
Lien:
49 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125