SAHIA MANADINO NY LASA RATSY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
18. Aogositra“Fenoiko zavatra tsara ny fiainako, ajanoko hatreo ny tarainako. Tsy hotsarovako ny lasa dia ho tò avokoa ireo kinasa.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03. 11. 13)
(“Remember ye not the former things, neither consider the things of old. Behold, I will do a new thing; now it shall spring forth; shall ye not know it? I will even make a way in the wilderness, and rivers in the desert.” Isaiah 43:18, 19)
--------
Lien:
