SAHIA MANDINI-TENA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
10. Jolay???♂️ « Raha tsy misy ny fisaintsainana hahay mandinika, dia toy ny jamba tsy afaka hahita ny hakanto goavana mivelatra anoloana, fa miondri-dava anaty haizina tsy mety afa-tsaona. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09 .06. 15)
(“Sans méditation, on est comme un aveugle dans un monde d’une grande beauté, plein de lumières et de couleurs.” Jiddu Krishnamurti)
--------
Lien:
