SAHIA MISINDA KELY (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
23. Oktobra

« Ny fahaizanao manaisotra ireo olona hafa na zavatra hafa dia fomba iray hitazonana fitoniana ao anaty. Rehefa miala ireo mpanasaro-javatra dia hisosoka hampifaly anao ny fiainana tonga lafatra. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(19.07.16)

(« Savoir ignorer certaines personnes (ou certaines choses) est le chemin vers la paix intérieure. La vie devient plus facile lorsqu’on supprime ceux qui la rendent difficile. »
--------
Lien:
11 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109