TSY FIAFARANA AKORY NY OLANA (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
02 Septambra?? “Tsy misy tonga lafatra ny miaina eto ambony tany.
Tsy fiafarana ihany koa ny olana ka hatao hampitomany.
Misy hatrany ny alaolana dia ny fiaingana vaovao hiatrehana indray ireo ady ho avy mahamay.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(03.06.16)
(‘’Life is not always perfect, and the problem is not the end. There is always a possibility for that; the problem is the new beginning of a different life.”)
--------
Lien:
