TSY MISY HAHASAKANA AHY (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
04. Novambra“I Mosesy aza tsy voasakan’ilay ranomasimbe, i Josoa koa tahaka izany, tsy nisy nahasakana azy.
Tahaka ny tsy nahasakanan’ny tamboho matevim-be an’i Jesoa, tsy nahatazona Azy Rafahafatesana, fa nanaitra Azy hifoha. Ka na inona na inona hanjo, na mafy fianjady, tsy misy hasakana ahy fa ny Tompo no miady ho ahy.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29/07/16)
“(If the sea couldn’t stop Moses; if a wall couldn’t stop Joshua; if death couldn’t stop Jesus; Then in Christ, nothing can stop you.”)
--------
Lien:
Catégorie :
Teny atsipy ho an'ny manam-panahy. - Hotsakotsakoina
