VOIZO NY BISIKLETANAO HANDROSO (Ny_Vetso)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
2. Jona

???‍♀️ « Ny fiainana dia azo oharina amin'ny fivoy misy kodiaran-droa, rehefa tsy mandroso dia mianjera. 
Ny mandroso hatrany no safidy tsara hiarovana amin'ny fianjerana sy hahatrarana ny tanjona. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(08 .12. 13)

(« The Christian Walk is much like riding a bicycle; we are either moving forward or falling off. »   ROBERT Tuttle/ Leadership)
--------
Lien:
41 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122