ZARO HANANA FIADANAM-PO NY TENANAO (Ny_Vetso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
30. Jona??️?? « Raha ny herinao rehetra no hitadiavanao fiadanam-po dia hisondrotra tsy miato, hihasolanga hatrany ny hevitra ao anatinao ary haharesy lahatra sy afaka hizara fifaliana ho an’ireo manodidina anao. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(12 .12. 14)
(« Quand on s’habitue à chercher son bien-être dans des propres efforts, on s’élève dans sa propre opinion comme dans celles des autres. » Robert BLONDIN)
--------
Lien:
