Commentaire à propos de Je voudrais qu'on devienne amis!
Revenir à Je voudrais qu'on devienne amis!
voninkazo.fotsy (
13/03/2005 18:20)
"l'Amitié finit parfois en Amour, mair rarement l'Amour en Amitié" dit-on souvent...cependant je tiens quand même à dédier ce poème à ceux qui croient encore que l'Amitié est au dessus et plus fort que tout.....
yonikafopl (
14/03/2005 00:22)
tsara ilay izy fa misaotra an'i voninkazo fotsy, mba hindramiko kely ho an'izay olona iray izay.
bichette (
14/03/2005 09:30)
possible ny hoe amour lasa amitié rha tena mahay mifanaraka sy miaina ao anatin'ilay izy ireo olona roa
tsara ny tononkalo, hindramiko koa aky a
tsara ny tononkalo, hindramiko koa aky a
voninkazo.fotsy (
17/03/2005 14:08)
yonikafopl>> misaotra e!!...fa alefaso aloha ny droit d'auteur vao ampiasaina ny tononkaloko...(hihihi..vazivazy e!!).
bichette>> eny, "possible" ny finamanana saingy sarotsarotra kokoa fotsiny raha tsy vonona tsara ny saina...
bichette>> eny, "possible" ny finamanana saingy sarotsarotra kokoa fotsiny raha tsy vonona tsara ny saina...
nyeja (
18/03/2005 07:06)
je voudrait tellement qu'on deviennne amis ,
ami pour un jour
ou pour toujours
cela me suffit
qu'on devienne ami
tsara e , ankafiziko ary tena sahaza izay olona izay koa an
mirary talenta miboiboika ho anao aho ry voninkazo fotsy .
Ny Eja

18/03/2005 10:14)
Ouaouh!!!....mahafinaritra be izany aingam-panahy avy any aminao izany!..azo ampiasaina ve anohizako ny tononkalo? ;-)
Misaotra indrindra amin'ny firarianao soa, dia mirary izany ho anao koa aho!!!
Misaotra indrindra amin'ny firarianao soa, dia mirary izany ho anao koa aho!!!
nyeja (
21/03/2005 06:27)
ampiasao moa fa tsy misy olana fa dia ny sangan'asanao ihany no nanoratako izany anie e .
manasa anao aho hitsidika ny tononkaloko .
Ny Eja
manasa anao aho hitsidika ny tononkaloko .
Ny Eja
welie (
13/07/2005 16:15)
Tena tsara dia tsara!
soaniary (
09/03/2006 13:28)
latsaka ny ranomaso, ndrisy tsiahy sisa, saotra hadino ny lasa,mba hindramiko raha sitrakao hatolotro zay olona iray zay, misy fitiavana tavela ho fahatsiarovana