Ampidiro aloha ny tenimiafina
Commentaire à propos de Mihary
Revenir à Mihary
Oully (
29/07/2004 17:38)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana manontolo indrindra ireo havany ato amin'ny serasera.
Ny namany!
Ny namany!
bichette (
29/07/2004 21:18)
Oully, tena tsy hitako izay tenenina anjy, ny azoko atao dia ny mivavaka ho anjy. Tsarovy fa na tsy irery akory. Ireo olona mana-manjo koa dia \"mamangy ny fahoriana tompoko\"
Oully (
30/07/2004 11:08)
Anio no halevina i Mihary.
Namana, nifankahazatra, sns, ...Tao anatin'ny fahatanorany tanteraka, bika, endrika, ...
Nihoron-koditra aho teo am-pamakiana ny anton'ny nahafaty azy. Tsy mampino, ohatran'ny mbola manantena ny ahita azy ihany aho indray andro any.
Fisarahana, niainako tamin'ny heviny roa io teny io tato ho ato.
Fisarahana mandrakizay tsy hanantenana fihaonana intsony.
Sao dia mba manofy aza aho ???

gasikely79 (
04/09/2004 17:02)
Ity misy extrait-ny Poème an' i Saint Augustin:
Ne pleure pas si tu m'aimes
Si tu savais le don de Dieu et ce qu'est le ciel:si un instant tu pouvais contempler comme moi la beauté devant laquelle toutes les beautés palissent!..........Quand la mort viendra briser tes liens....ce jour là,tu reverras celui qui t'aimait et qui t'aime encore plus ................Essuie tes larmes et ne pleure pas si tu m'aimes.