Raha Ianao (Patrishy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
-Raha toa ka ianao
No tia ahy,r'ilay tiako.
Angamba izao tontolo izao.
Ambarako ny hafaliako.
-De ataoko ho ren-tany.
Fa miaraka izao sy ianao.
Ho tapitra hahalala izany.
Izao vahoaka rehetra izao.
-De omeko anao izay tianao.
Eny,fa na ny volana aza alaiko.
Tsy ampihafiko izany ianao.
Satria ianao ilay nolalaiko.
-Indrisy!Fikasako ihany ireo.
Fanirihana tsy ho lany.
Fa ianao izay voalaza eo.
Mety tsy hahalala izany.
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
643 1
Fans: Tahiry2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Patrishy
Inséré par : Tahiry2
Date : 06/08/2016 15:34
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134