ho entiko ianao itety ny (R.DIVA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ho entiko ianao itety ny tontolo.
hamakivaky iny lalan-kasambarana iny,
ho diavintsika ny faratapon'ny kanto iray manontolo,
Ka hiaraka hiventso ny aingan'ny foko.

Dia izao.. adinoy ny adi-tsaina.
Velomy indray ilay fanantenana anananao.
Tadidio fa mbola misy ny maraina.
Ka miezaha mitsiky foana raha mbola azo atao.

Fa ny fiainana anie mandalo e!
Aza dia miasa saina be loatra.
Mifaly fa aza kivy e!
Miezaha mba hivoatra.
--------
Lien:
Catégorie : fiainana - Aingam-panahy
756 1
Fans: r.diva
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : R.DIVA
Inséré par : r.diva
Date : 22/12/2018 13:31
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142