ANDEHA (R.N Patrick)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Handeha hono ianao?Handeha ka handao?
Handeha hoy ianao!
Fa nahita vaovao
Handeha hono ianao?
Mitandrema sao hanenina
Handeha hono ianao!
Tandremo sao miverina
Dia andeha ianao...
Nefa izao no tsarovy
Sao ho tojo anao!
Ny tsiny sy ny tody!
R.N Patrick
15/08/18
--------
Lien:
Catégorie :
fanantenana
