Commentaire à propos de voafafa
Revenir à voafafa
diaryfanomezamandresy (
01/09/2017 20:12)
anisan'ny tonokalo nandona ahy indrindra iny tonokalo iny
rfanomezantoky (
20/09/2019 12:35)
Fitiavan-tanindrazana tsy ho velon'izany efa tsy misy intsony
AZTECA (
29/04/2022 12:58)
sao misy manana manontolo ilay tononkalon -dRado misy hoe
"izay very vakana,mbola hitady
izay very sampy, mbola hanolo,
ny zanaka kosa tsy tahaka an'izany
ny toera-nialany tsy mety voasolo"
Mankasitraka sahady ho an'izay mamaly
"izay very vakana,mbola hitady
izay very sampy, mbola hanolo,
ny zanaka kosa tsy tahaka an'izany
ny toera-nialany tsy mety voasolo"
Mankasitraka sahady ho an'izay mamaly
rina15 (
15/08/2024 13:29)
enjana!!! tsy manan-kambara fa voalaza ao tokoa ny fitiavany ny tanindrazana
