Hevitra momba ny Ny tsiky
Hiverina amin'ny Ny tsiky
hery (
12/10/2003 08:49)
Merci Raim... tena tiako be ity tononkalo ity fa hahitako an'ilay hoe "Tsiky dia ampy"
Misaotra é.
Tsiky dia ampy
Misaotra é.
Tsiky dia ampy
rajaona (
12/10/2003 08:59)
Aingam-panahy sendra nandalo raha nanokatra ity site ity aho. Dia nampitaiko ho an'ny namana rehetra.
Tsy misy fisaorana.
Tsy misy fisaorana.
