MANDRAPAHAFATIKO (Rajaovao)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
N'inona n'inona mitranga
Na ny lanitra efa manga
mbola hody aizim-pito,
Ny ahy ny teniko dia ito:

" Tsy hisy izay fotoana
ka afaka hanafoana
ny fitiavana ato anatiko.
Mandrapahafatiko ! "
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
16 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rajaovao
Inséré par : rajaovao
Date : 11/09/2026 04:42
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112