Hanoratra ho anao (Rakotojean)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hanoratra aho,hanoratra ho anao,
Ianao zay notiaviko,tao ampoko tao.
Tsy asiko salasala,fa soratako avy hatrany,
Hoe;ianao no lay tokako raha mbola eto an tany.


Hanoratra aho,hanoratra ho anao,
Tsy ho ataoko sangisangy,
Fa ny ato ampoko no soratako ho ano.


Hanoratra aho,hanoratra ho anao,
Satria,manembona anao'lay olon tina.
Hanoratra aho,hanoratra ho anao,
Ka raha mba raisinao,tsy homby tratra ny hafaliana.

Mpanoratra:Rakotojean
--------
Lien:
Catégorie : embona - Fitiavana
1061 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Rakotojean
Inséré par : Rakotojean
Date : 25/10/2014 18:41
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137