Commentaire à propos de Soa fa nisy ianao ry vetso
Revenir à Soa fa nisy ianao ry vetso
fahamarinana (
29/05/2009 20:35)
Tsy mahita ambara intsony fa dia poa-tsatroka re r'ise a! Mahafinaritra ny fiaingan'ilay Aingam-panahy ! Azo afindra ve izy ireny aloha ?? hihi!
accolade (
30/05/2009 08:52)
Misaotra an'ise indrindra Raozy !....Tsara, tena tsara
